Manuel de formation - Kit Mad'Ere Hiérarchie d'atténuation - Version Malagasy
Ny Kit MAD’ErE voatokana ho an’ny ambaratonga fanalefahana, novokarina niaraka tamin’ny Centre de Recherche en Éducation Relative à l’Environnement (CREE), dia fitaovana entina mampianatra mora ampiasaina sy mampitombo ny fandraisana anjaran’ny olona entanina. Azo tsapain-tanana sy mora azo ireo fahalalana rehefa mampiasa azy noho ireo sary mandrafitra azy, izy azo lalaovina ary itondrana seho an-tsehatra mifanaraka amin’ny zava-misy eny an-toerana.
Noho izany, ity torolalana dia sady lasi-piofanana no fitaovam-panentanana ary fanoitra mba ampitomboina ny fandraisan’anjaran’ireo mponina eny ifotony amin’ireo dingana fitantanana ny tontolo iainana. Antenaina fa andray anjara amin’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tsirairay ho aminin’ny asa fiarovana ireo karazanjavamananaina malagasy izany, ka ho fiarovana mahomby sy ara- drariny.

Source : Projet COMBO+
|
Année : Octobre 2025
190